Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+ Jeremia 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ahitsio aho, Jehovah ô, nefa ataovy araka ny rariny ihany izany,+ fa tsy amim-pahatezerana,+ sao ataonao tonga tsinontsinona aho.+ Romanina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fantatsika anefa fa manameloka an’izay mpanao izany zavatra izany ny fitsaran’Andriamanitra, izay fitsarana marina.+
4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+
24 Ahitsio aho, Jehovah ô, nefa ataovy araka ny rariny ihany izany,+ fa tsy amim-pahatezerana,+ sao ataonao tonga tsinontsinona aho.+
2 Fantatsika anefa fa manameloka an’izay mpanao izany zavatra izany ny fitsaran’Andriamanitra, izay fitsarana marina.+