Salamo 112:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 112 Miderà an’i Jah!+ א [Alefa]Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra+ erỳ mankatò ny didiny.+ Ohabolana 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny olona malina amin’izay ataony no hahita soa,+ ary sambatra izay matoky an’i Jehovah.+
112 Miderà an’i Jah!+ א [Alefa]Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra+ erỳ mankatò ny didiny.+