FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Mampiasa ny heriny amim-boninahitra Andriamanitra.

      Iza no mpampianatra tahaka azy?

  • Salamo 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Hataoko izay hahatonga anao ho malina, ary hatoroko anao ny lalana tokony halehanao.+

      Hanoro hevitra anao aho ary hitsinjo anao ny masoko.+

  • Salamo 71:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nampianatra ahy efa hatramin’ny fahatanorako ianao, Andriamanitra ô,+

      Ary hatramin’izao aho dia mbola manambara ny asanao mahatalanjona foana.+

  • Salamo 119:102
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 102 Tsy mivaona amin’ny didim-pitsaranao aho,+

      Fa ianao no mampianatra ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara