10 Ary nozimbazimbain’i Josia i Tofeta,+ izay eo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma,+ mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony, ka tsy hisy handoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo+ ho an’i Moleka intsony eo.+
32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hilazana intsony hoe Tofeta na lohasahan’ny taranak’i Hinoma, fa lohasaha famonoana kosa.+ Ary handevina ao Tofeta izy ireo, na dia efa tsy misy toerana azo andevenana intsony aza ao.+