38 Ary raha mbola niankohoka tao an-tranon’i Nisroka+ andriamaniny+ izy, dia namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, ka nandositra tany Ararata.+ Ary i Esara-hadona+ zanany no nanjaka nandimby azy.
22 Any no misy an’i Asyria sy ny vahoaka rehetra ao aminy.+ Manodidina azy ny fasan’ireo Asyrianina. Novonoina daholo ireo, eny, lavon-tsabatra izy rehetra.+