Salamo 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+Afaho haingana aho.+Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+ Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+Afaho haingana aho.+Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+