FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 112:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+

      צ [Tsade]

      Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+

      ק [Kôfa]

      Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+

  • Ohabolana 11:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Misy tia manome nefa vao mainka mitombo fananana,+ fa misy kosa tsy mahafoy manome, nefa mihamahantra ihany.+

  • Asan’ny Apostoly 9:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia nitsangana i Petera ka niaraka tamin’izy roa lahy. Rehefa tonga tany izy, dia nentin’izy ireo tao amin’ilay efitrano ambony rihana. Ary tonga teo aminy daholo ny vehivavy mpitondratena rehetra, sady nitomany no nampiseho azy ny akanjo sy fitafiana ivelany+ maro nataon’i Dorkasy fony fahavelony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara