2 Amin’izany andro izany dia ho lasa ravaka sy voninahitra+ ny zavatra ataon’i Jehovah mitsimoka,+ ary ny vokatry ny tany dia ho zavatra mampirehareha+ sy ho zavatra tsara tarehy ho an’ireo sisa niangana tamin’ny Israely.+
12 “Fa amim-pifaliana no handehananareo,+ ary amim-piadanana no hitondrana anareo mody.+ Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+ ary hitehaka ny hazo any an-tsaha.+