2 Tantara 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Taorian’izany fisehoan-javatra sy tsy fivadihana+ izany, dia tonga hanafika ny tanin’i Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria.+ Nitoby hamely an’ireo tanàna voaro mafy+ koa izy, ary nikasa hanagorobaka manda mba hakana ireo tanàna.
32 Taorian’izany fisehoan-javatra sy tsy fivadihana+ izany, dia tonga hanafika ny tanin’i Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria.+ Nitoby hamely an’ireo tanàna voaro mafy+ koa izy, ary nikasa hanagorobaka manda mba hakana ireo tanàna.