FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maro ireo mpiandry ondry+ nanimba ny tanimboaloboko.+ Nohitsakitsahin’ireny ilay anjarako.+ Novany ho tany efitra sy lao ilay anjarako izay mahafinaritra ahy.+

  • Lioka 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ho vitsy kosa ny kapoka ho an’ilay nanao zavatra tokony hikapohana azy,+ satria noho ny tsy fahalalany+ no nanaovany izany. Izay nomena be dia hitakiana be,+ ary ilay nanankinan’olona zavatra betsaka dia bebe kokoa no hotakina aminy.+

  • Jakoba 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy tokony ho maro ianareo, ry rahalahiko, no ho tonga mpampianatra,+ satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana antsika mpampianatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara