- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
17 Ary nirahin’ny mpanjakan’i Asyria+ avy tao Lakisy+ i Tartana+ sy Rabsarisa ary Rabsake+ mbamin’ny miaramila be dia be, mba hiakatra ho any amin’i Hezekia Mpanjaka any Jerosalema. Koa niakatra izy ireo ka tonga tany Jerosalema. Dia nijanona teo akaikin’ny lakandranon’ny+ dobo ambony+ izy ireo, teo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.+
 
 -