Josoa 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+ 2 Mpanjaka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mbola nikomy tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda anefa i Edoma mandraka androany. Tamin’izany andro izany koa ny tanànan’i Libna+ no nanomboka nikomy.
29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+
22 Mbola nikomy tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda anefa i Edoma mandraka androany. Tamin’izany andro izany koa ny tanànan’i Libna+ no nanomboka nikomy.