FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+

      Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+

      Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+

      Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+

  • 1 Samoela 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa tsy hahafoy ny olony i Jehovah,+ noho ny amin’ny anarany be voninahitra,+ satria i Jehovah mihitsy no efa nanapa-kevitra hanao anareo ho olony.+

  • Ezekiela 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Koa lazao amin’ny taranak’Israely hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tsy noho ny aminareo no hanaovako izany, ry taranak’Israely ô, fa noho ny anarako masina, izay nozimbazimbainareo tany amin’ireo firenena nitondrana anareo.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara