FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 57:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nihorohoro noho ny amin’iza ianao, ary natahotra an’iza+ ka nandainga?+ Tsy izaho no tsaroanao,+ ary tsy nandatsaka am-po na inona na inona ianao.+ Tsy efa nangina foana ve aho, ary tsy nafeniko ve ny nataonao?+ Na izaho aza anefa tsy natahoranao.+

  • Malakia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha tsy mihaino anefa ianareo,+ ka tsy mandatsaka am-po+ izany mba hanomezam-boninahitra ny anarako”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hozoniko ianareo,+ ary hovako ho ozona ny tsodrano omenareo.+ Eny, efa novako ho ozona mihitsy aza izany, satria tsy nandatsaka am-po ilay didy ianareo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara