Eksodosy 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitondra azy ireo ianao ka hampitoetra* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+Izay fonenana efa nomaninao honenanao,+ Jehovah ô,Eny, toerana masina+ naorin’ny tananao, Jehovah ô! Salamo 147:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny olona matahotra azy no ankasitrahan’i Jehovah,+Eny, ny olona miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+ Salamo 149:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ankasitrahan’i Jehovah ny olony.+Ravahany famonjena+ ny mpandefitra.
17 Hitondra azy ireo ianao ka hampitoetra* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+Izay fonenana efa nomaninao honenanao,+ Jehovah ô,Eny, toerana masina+ naorin’ny tananao, Jehovah ô!
11 Fa ny olona matahotra azy no ankasitrahan’i Jehovah,+Eny, ny olona miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+