Isaia 36:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+ Isaia 37:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary raha mbola niankohoka tao an-tranon’i Nisroka+ andriamaniny+ izy, dia namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, ka nandositra tany Ararata.+ Ary i Esara-hadona+ zanany no nanjaka nandimby azy. Isaia 45:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Miangòna ka avia!+ Mivoria ianareo sisa niangana avy any amin’ireo firenena.+ Samy tsy nisy nahazo fahalalana ireo mitondra ny sary sokitra hazo sy ireo mivavaka amin’ny andriamanitra tsy mahavonjy.+ Isaia 46:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lanjain’izy ireo eny an-tsorony izany,+ ka entiny ary apetrany eo amin’ny toerany mba tsy hihetsiketsika. Tsy miala eo amin’ny toerany eo izany.+ Na misy mitaraina aminy aza, dia tsy mamaly izy. Tsy mahavonjy amin’ny fahoriana izy.+
19 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+
38 Ary raha mbola niankohoka tao an-tranon’i Nisroka+ andriamaniny+ izy, dia namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, ka nandositra tany Ararata.+ Ary i Esara-hadona+ zanany no nanjaka nandimby azy.
20 “Miangòna ka avia!+ Mivoria ianareo sisa niangana avy any amin’ireo firenena.+ Samy tsy nisy nahazo fahalalana ireo mitondra ny sary sokitra hazo sy ireo mivavaka amin’ny andriamanitra tsy mahavonjy.+
7 Lanjain’izy ireo eny an-tsorony izany,+ ka entiny ary apetrany eo amin’ny toerany mba tsy hihetsiketsika. Tsy miala eo amin’ny toerany eo izany.+ Na misy mitaraina aminy aza, dia tsy mamaly izy. Tsy mahavonjy amin’ny fahoriana izy.+