FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ary noho ny haben’ny fahambonianao, dia afaka mandavo an’izay mitsangana hanohitra anao ianao.+

      Avoakanao ny fahatezeranao mirehitra ka mandevona an’ireny toy ny fandevona vodivary.+

  • Isaia 40:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Mbola tsy nambolena mihitsy izy ireo, ary mbola tsy nafafy mihitsy, sady mbola tsy namaka tao anaty tany mihitsy ny fotony.+ Dia maina ireny raha vao tsofina,+ ary toy ny mololo ka hoentin’ny tafio-drivotra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara