Matio 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 dia tsy voatery hanaja an-drainy.’+ Koa ataonareo tsy manan-kery ny tenin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo.+ 2 Petera 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+
6 dia tsy voatery hanaja an-drainy.’+ Koa ataonareo tsy manan-kery ny tenin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo.+
3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+