Salamo 69:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa izaho kosa dia nivavaka taminao, Jehovah ô,+Tamin’ny fotoana nanehoanao fankasitrahana, Andriamanitra ô!+Noho ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, dia valio aho ka asehoy fa ianao no tena mpamonjy.+ 2 Korintianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+
13 Fa izaho kosa dia nivavaka taminao, Jehovah ô,+Tamin’ny fotoana nanehoanao fankasitrahana, Andriamanitra ô!+Noho ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, dia valio aho ka asehoy fa ianao no tena mpamonjy.+
2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+