FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Any ambany, dia ho maina ny fakany,+

      Ary eny ambony, dia halazo ny sampany.

  • Hosea 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Haripaka i Efraima.+ Ho maina ny fakany,+ ka tsy hamoa intsony izy ireo.+ Ary na miteraka aza izy, dia hovonoiko ho faty ny zanaka niriny izay naloaky ny kibony.”+

  • Amosa 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ary noho ny amin’ny oloko dia naringako ny Amorita+ izay lava ranjanana toy ny hazo sedera sady matanjaka toy ny hazo goavam-be.+ Eny, naringako ny voany teny ambony sy ny fakany tao ambany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara