FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 96:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aoka hiravoravo ny lanitra, ary hifaly ny tany,+

      Aoka hanandra-peo ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy,+

  • Isaia 44:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Mihobia, ry lanitra,+ fa nanao zavatra i Jehovah!+ Manaova horakora-pandresena,+ ry faritra lalina indrindra amin’ny tany!+ Mifalia, ry tendrombohitra,+ ary mihobia, ry ala sy ny hazo rehetra any! Fa efa navotan’i Jehovah i Jakoba, ary asehony eo amin’i Israely ny hatsaran-tarehiny.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara