Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+ Isaia 40:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ampionòny, ampionòny ny oloko!”, hoy ny Andriamanitrareo.+ Isaia 66:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hampiononiko foana ianareo,+ toy ny lehilahy ampiononin-dreniny foana. Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+
12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+
13 Hampiononiko foana ianareo,+ toy ny lehilahy ampiononin-dreniny foana. Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+