Isaia 44:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba+ sy Israely ô, satria mpanompoko ianao.+ Izaho no nanao anao,+ ka mpanompoko ianao. Tsy hohadinoiko ianao,+ ry Israely ô! Jeremia 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Tsy zanaka tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Fa toy ny hamafin’ny nanamelohako azy ihany no hahatsiarovako azy.+ Koa mangotikotika ny tsinaiko noho ny aminy,+ ka tena hiantra azy aho”,+ hoy i Jehovah. Romanina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+
21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba+ sy Israely ô, satria mpanompoko ianao.+ Izaho no nanao anao,+ ka mpanompoko ianao. Tsy hohadinoiko ianao,+ ry Israely ô!
20 “Tsy zanaka tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Fa toy ny hamafin’ny nanamelohako azy ihany no hahatsiarovako azy.+ Koa mangotikotika ny tsinaiko noho ny aminy,+ ka tena hiantra azy aho”,+ hoy i Jehovah.
11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+