27 “Amin’izany andro izany, dia hiala tsy ho eo an-tsorokao ny entana nampitondrain’i Asyria,+ ary hiala tsy ho eo am-bozonao ny ziogany+ ka ho tapatapaka,+ noho ny fisian’ny menaka.”
10 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hitsinjo anareo aho rehefa tapitra ny fitopolo taona nijanonanareo tany Babylona,+ dia hotanterahiko aminareo ny fampanantenako, ka haveriko eto amin’ity toerana ity ianareo.’+
34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eo amin’ny fitsarana izy,+ mba hanomezany fialan-tsasatra ny tany+ sy hampitebiteby ny mponin’i Babylona.”+