Jeremia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hiakatra toy ny rahona ny fahavalo, ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa voaroba! Fitomaniana 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haingam-pandeha noho ny voromahery eny amin’ny lanitra ny mpanenjika anay.+Nanenjika anay mafy teny an-tendrombohitra izy ireo,+ ary niafina tany an-tany efitra mba hanafika anay.+
13 Hiakatra toy ny rahona ny fahavalo, ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa voaroba!
19 Haingam-pandeha noho ny voromahery eny amin’ny lanitra ny mpanenjika anay.+Nanenjika anay mafy teny an-tendrombohitra izy ireo,+ ary niafina tany an-tany efitra mba hanafika anay.+