FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Rehefa hiondrika hijery ny tany anefa izy, dia hahita fahoriana sy haizina+ sy haizim-pito sy fotoan-tsarotra ary andro manjombona tsy misy mangirana.+

  • Jeremia 4:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nijery ilay tany aho ka io fa foana sy lao izy.+ Nijery ny lanitra aho, ary hitako fa tsy nisy hazavana intsony teny.+

  • Joela 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mihorohoro eo anatrehany ny tany, ary mihovotrovotra ny lanitra. Lasa maizina ny masoandro sy ny volana,+ ary tsy mamirapiratra intsony ny kintana.+

  • Amosa 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Koa amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hataoko milentika amin’ny mitataovovonana ny masoandro,+ ary hataoko maizina ny tany amin’ny andro mazava be.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara