Mpitoriteny 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nandinika indray aho mba hahitako ny fampahoriana+ rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro, ka hitako ny ranomason’ny ampahorina,+ nefa izy tsy nisy nampionona.+ Teo am-pelatanan’izay nampahory azy mantsy ny fahefana, ka tsy mba nisy nampionona izy. Fitomaniana 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Namelatra ny tanany i Ziona.+ Tsy misy mpampionona izy.+Nodidian’i Jehovah ireo rehetra manodidina an’i Jakoba mba ho tonga fahavalony.+Lasa zava-maharikoriko teo amin’izy ireo i Jerosalema.+
4 Ary nandinika indray aho mba hahitako ny fampahoriana+ rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro, ka hitako ny ranomason’ny ampahorina,+ nefa izy tsy nisy nampionona.+ Teo am-pelatanan’izay nampahory azy mantsy ny fahefana, ka tsy mba nisy nampionona izy.
17 Namelatra ny tanany i Ziona.+ Tsy misy mpampionona izy.+Nodidian’i Jehovah ireo rehetra manodidina an’i Jakoba mba ho tonga fahavalony.+Lasa zava-maharikoriko teo amin’izy ireo i Jerosalema.+