13 “Nentaniko araka ny fahamarinana+ ny olona iray, ary hataoko mahitsy+ ny lalany rehetra. Izy no hanorina ny tanànako,+ sy hamela ny oloko any an-tsesitany handeha,+ nefa tsy noho ny vola+ na ny tsolotra no hanaovany izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.