Isaia 52:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ahintsano ny vovoka amin’ny tenanao,+ ry Jerosalema ô, ary miarena ka mipetraha! Vahao ny tady mamatotra ny vozonao, ry Ziona zanakavavy voababo.+ Apokalypsy 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny vavolombeloko roa+ dia hasaiko haminany+ enimpolo sy roanjato sy arivo andro, mitafy akanjo gony.”+
2 Ahintsano ny vovoka amin’ny tenanao,+ ry Jerosalema ô, ary miarena ka mipetraha! Vahao ny tady mamatotra ny vozonao, ry Ziona zanakavavy voababo.+
3 Ary ny vavolombeloko roa+ dia hasaiko haminany+ enimpolo sy roanjato sy arivo andro, mitafy akanjo gony.”+