Fitomaniana 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+ Fitomaniana 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Namelatra ny tanany i Ziona.+ Tsy misy mpampionona izy.+Nodidian’i Jehovah ireo rehetra manodidina an’i Jakoba mba ho tonga fahavalony.+Lasa zava-maharikoriko teo amin’izy ireo i Jerosalema.+
2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+
17 Namelatra ny tanany i Ziona.+ Tsy misy mpampionona izy.+Nodidian’i Jehovah ireo rehetra manodidina an’i Jakoba mba ho tonga fahavalony.+Lasa zava-maharikoriko teo amin’izy ireo i Jerosalema.+