FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Amin’izany andro izany, dia hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+ sy ronono hikoriana eny amin’ny havoana, ary rano hikoriana eny amin’ny renirano rehetra any Joda. Dia hisy loharano hifantsitsitra avy ao an-tranon’i Jehovah.+ Ary izy io hanondraka ny lohasaha falehan-driakan’ny Hazo Akasia.+

  • 1 Korintianina 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ronono no nomeko ho sakafonareo, fa tsy ventin-kanina,+ satria mbola tsy natanjaka tsara ianareo. Mbola tsy matanjaka tsara ihany anefa ianareo ankehitriny,+

  • 1 Petera 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Toy ny zaza+ menavava, dia ataovy izay haniriana fatratra ny ronono+ tsy misy fangarony, dia ny ronono ao amin’ny tenin’Andriamanitra, mba hampitomboan’izy io anareo ho amin’ny famonjena,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara