Isaia 44:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy mahalala+ na mahafantatra+ izy ireo, satria voasarona ny masony mba tsy hahita,+ ary ny fony mba tsy hanam-pahalalana.+ Jeremia 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Henoy izao, ry vahoaka maditra sy tsy ampy saina,+ izay mana-maso nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina nefa tsy mandre.+ Matio 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa tanteraka aminy ny faminanian’i Isaia hoe: ‘Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+ Lioka 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Jesosy: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa fanoharana+ kosa no atao amin’ny olon-kafa, mba hijery izy fa tsy hahita, ary handre fa tsy ho azony ny heviny.+ Asan’ny Apostoly 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+
18 Tsy mahalala+ na mahafantatra+ izy ireo, satria voasarona ny masony mba tsy hahita,+ ary ny fony mba tsy hanam-pahalalana.+
21 “Henoy izao, ry vahoaka maditra sy tsy ampy saina,+ izay mana-maso nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina nefa tsy mandre.+
14 Koa tanteraka aminy ny faminanian’i Isaia hoe: ‘Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+
10 Dia hoy i Jesosy: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa fanoharana+ kosa no atao amin’ny olon-kafa, mba hijery izy fa tsy hahita, ary handre fa tsy ho azony ny heviny.+
26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+