FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+

  • 2 Tantara 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+

  • Salamo 103:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Toy ny iantran’ny ray ny zanany+

      No iantran’i Jehovah an’izay matahotra azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara