FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+

      Na zanak’olombelona ka hanenina.+

      Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,

      Ary efa niteny ka tsy hanefa?+

  • Isaia 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ilay miantso vorona mpihaza avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,+ sy miantso avy any lavitra ilay olona hanatanteraka ny fikasako.+ Efa nolazaiko izany ka hotanterahiko.+ Efa nokasaiko izany ka hataoko.+

  • Hebreo 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara