19 Hampaniriko any an-tany efitra ny sedera sy ny akasia sy ny mirta ary ny hazo mitera-menaka,+ ary hataoko miara-maniry any amin’ny lemaka karakaina ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+
13 “Ho tonga any aminao ny voninahitr’i Libanona, mbamin’ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+ mba hahatsara tarehy ny toerako masina.+ Dia homeko voninahitra ny fitoeran-tongotro.+