Salamo 106:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Sambatra izay manao ny rariny,+Ka manao ny marina foana.+ Lioka 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa hoy izy: “Tsy izany mihitsy, fa izay mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina izany kosa no sambatra!”+
28 Fa hoy izy: “Tsy izany mihitsy, fa izay mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina izany kosa no sambatra!”+