Levitikosy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha manaraka hatrany ny lalàko sy mitandrina foana ny didiko ianareo ka mankatò izany,+ Ohabolana 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tano mafy ny anatra omena anao+ ka aza avela.+ Hazòny izy, fa ainao.+