- 
	                        
            
            2 Tantara 16:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
14 Koa nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida,+ tao amin’ilay fasana+ lehibe efa nolavahany ho an’ny tenany izy, ka natao teo ambony farafara nofenoina menaka balsama+ sy menaka fanosorana+ isan-karazany nampifangaroin’ny mpanao zava-manitra.+ Ary nisy zava-manitra be dia be nodorana+ tamin’ny fandevenana azy.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Ezekiela 32:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
25 Teo anivon’ireo voavono no nasiana ny fandrianany,+ izany hoe teo anivon’ny vahoakany rehetra. Manodidina an’io ny fasan’izy ireo. Tsy mifora daholo ireo, sady matin-tsabatra,+ noho izy ireo nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona. Dia ho afa-baraka miaraka amin’ireo midina any an-davaka izy ireo. Natao teo anivon’ireo voavono izy.
 
 -