Genesisy 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao,+ satria nihaino ny teniko ianao.’”+ Romanina 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary toy izany koa fa mbola misy sisa tavela+ ihany ankehitriny, dia ireo voafidy+ noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa. Galatianina 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’i Abrahama sy tamin’ny taranany no nilazana ny fampanantenana.+ Tsy voalaza hoe: “Ary ho an’ireo taranaka”, toy ny milaza maro, fa toy ny milaza tokana,+ dia hoe: “Ary ho an’ny taranakao”,+ dia i Kristy+ izany. Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
18 Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao,+ satria nihaino ny teniko ianao.’”+
5 Ary toy izany koa fa mbola misy sisa tavela+ ihany ankehitriny, dia ireo voafidy+ noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.
16 Tamin’i Abrahama sy tamin’ny taranany no nilazana ny fampanantenana.+ Tsy voalaza hoe: “Ary ho an’ireo taranaka”, toy ny milaza maro, fa toy ny milaza tokana,+ dia hoe: “Ary ho an’ny taranakao”,+ dia i Kristy+ izany.
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+