Ezekiela 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nanorina toerana avo+ teny amin’ny sampanan-dalana rehetra ianao, ary nataonao lasa zava-maharikoriko+ ny hatsaran-tarehinao. Koa nisaveraka teo anoloan’izao mpandalo rehetra izao ny fenao,+ ary nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa ianao.+ Ezekiela 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Nivaro-tena an-karihary izy, ary naharihariny koa ny fitanjahany,+ hany ka niala taminy aho* satria tofoka taminy. Toy izany koa mantsy no nataoko tamin’ilay rahavaviny satria tofoka taminy aho.+
25 Nanorina toerana avo+ teny amin’ny sampanan-dalana rehetra ianao, ary nataonao lasa zava-maharikoriko+ ny hatsaran-tarehinao. Koa nisaveraka teo anoloan’izao mpandalo rehetra izao ny fenao,+ ary nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa ianao.+
18 “Nivaro-tena an-karihary izy, ary naharihariny koa ny fitanjahany,+ hany ka niala taminy aho* satria tofoka taminy. Toy izany koa mantsy no nataoko tamin’ilay rahavaviny satria tofoka taminy aho.+