Nomery 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niankohoka izy roa lahy ka nilaza hoe: “Andriamanitra ô, Andriamanitra manome aina ny karaza-nofo rehetra ianao.+ Olona iray monja ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+ Joba 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha mifantoka amin’olona izy,Ary alainy ho any aminy ny ainy* sy ny fofonainy,+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+
22 Dia niankohoka izy roa lahy ka nilaza hoe: “Andriamanitra ô, Andriamanitra manome aina ny karaza-nofo rehetra ianao.+ Olona iray monja ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+
14 Raha mifantoka amin’olona izy,Ary alainy ho any aminy ny ainy* sy ny fofonainy,+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+