Ohabolana 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny fahazavan’ny marina hampifaly azy,+ fa ho faty kosa ny jiron’ny ratsy fanahy.+ Isaia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+