Isaia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aiza indray no tianareo hamelezana anareo,+ no mbola mikomy ihany ianareo?+ Efa marary ny loha manontolo, ary reraka ny fo manontolo.+ Ezekiela 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nikomy tsy nanaraka ny didim-pitsarako izy, ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena.+ Ary nikomy tsy nitandrina ny lalàko, mihoatra noho ireo tany manodidina azy, izy. Fa nolaviny ny didim-pitsarako ary tsy notandremany ny lalàko.’+ 1 Tesalonianina 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na i Jesosy Tompo+ sy ny mpaminany+ aza mantsy dia novonoin’ny Jiosy, ary nanenjika anay koa izy ireo.+ Tsy manao izay hahafaly an’Andriamanitra koa izy ireo, fa manohitra kosa ny tombontsoan’ny olona rehetra,
5 Aiza indray no tianareo hamelezana anareo,+ no mbola mikomy ihany ianareo?+ Efa marary ny loha manontolo, ary reraka ny fo manontolo.+
6 Nikomy tsy nanaraka ny didim-pitsarako izy, ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena.+ Ary nikomy tsy nitandrina ny lalàko, mihoatra noho ireo tany manodidina azy, izy. Fa nolaviny ny didim-pitsarako ary tsy notandremany ny lalàko.’+
15 Na i Jesosy Tompo+ sy ny mpaminany+ aza mantsy dia novonoin’ny Jiosy, ary nanenjika anay koa izy ireo.+ Tsy manao izay hahafaly an’Andriamanitra koa izy ireo, fa manohitra kosa ny tombontsoan’ny olona rehetra,