FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Efa izao ve no manjo anay noho ny zava-dratsy nataonay+ sy ny haben’ny helokay, ary ianao aza tsy namaly anay araka ny fahadisoanay, ry Andriamanitray ô,+ fa mbola nisy nafahanao toy izao ihany izahay,+

  • Nehemia 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rariny+ ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Hita tamin’izay nataonao fa tsy mivadika+ ianao, fa izahay kosa no nanao ratsy.+

  • Daniela 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa nanota izahay,+ ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao izahay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara