Mpitoriteny 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao koa no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Ao amin’izay tokony hisy ny rariny no misy faharatsiana, ary ao amin’izay tokony hisy ny fahamarinana no misy faharatsiana.+ Isaia 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ary izay manamarina ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+ sady manaisotra amin’ny olo-marina ny fahamarinany!+
16 Izao koa no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Ao amin’izay tokony hisy ny rariny no misy faharatsiana, ary ao amin’izay tokony hisy ny fahamarinana no misy faharatsiana.+
23 ary izay manamarina ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+ sady manaisotra amin’ny olo-marina ny fahamarinany!+