FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy iray,+ ary ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.*+

  • Levitikosy 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha misy olona* tsy mendri-pitokisana ka manota tsy nahy amin’ny zava-masin’i Jehovah,+ dia hitondra ondrilahy tsy misy kilema ho an’i Jehovah izy, ho fanatitra noho ny heloka.+ Tokony ho sekely*+ volafotsy, araka ny sekelin’ny toerana masina, no hanombanana ny vidin’ilay ondry hatao fanatitra noho ny heloka.

  • Levitikosy 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy izy tamin’i Arona: “Makà zanak’omby ho fanatitra noho ny ota,+ sy ondrilahy ho fanatitra dorana,+ izay samy tsy misy kilema, ka atolory eo anatrehan’i Jehovah.+

  • Nomery 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary izao no hatolony ho fanatitra ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely iray tsy misy kilema sady tsy mihoatra ny herintaona ho fanatitra dorana,+ sy ondrivavy kely iray tsy misy kilema sady tsy mihoatra ny herintaona ho fanatitra noho ny ota,+ sy ondrilahy iray tsy misy kilema ho sorona iombonana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara