Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny. 1 Petera 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,
32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny.
2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,