Zakaria 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy ilay anjely tamin’ireo nijoro teo anatrehany: “Esory eny aminy ireny akanjo maloto ireny.” Fa hoy kosa izy tamin’i Josoa: “Efa namela ny fahadisoanao aho,+ ary akanjo mihaja be+ no hampanaovina anao.”
4 Ary hoy ilay anjely tamin’ireo nijoro teo anatrehany: “Esory eny aminy ireny akanjo maloto ireny.” Fa hoy kosa izy tamin’i Josoa: “Efa namela ny fahadisoanao aho,+ ary akanjo mihaja be+ no hampanaovina anao.”