Salamo 92:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiroborobo toy ny hazo palmie ny olo-marina,+Sady ho ngezabe toy ny hazo sedera any Libanona.+ Matio 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Toy izany koa fa ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy rehetra kosa mamoa voa ratsy.+
17 Toy izany koa fa ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy rehetra kosa mamoa voa ratsy.+