Salamo 102:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitsangana ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+Satria izao no fotoana hankasitrahana azy,Fa tonga ny fotoana voatondro.+ Isaia 43:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy miova mihitsy Aho+ na rahoviana na rahoviana, ary tsy misy mahavonjy an’izay etỳ an-tanako.+ Hanao zavatra aho,+ ka iza no hahatohitra ny tanako?”+
13 Hitsangana ianao ka hamindra fo amin’i Ziona,+Satria izao no fotoana hankasitrahana azy,Fa tonga ny fotoana voatondro.+
13 Tsy miova mihitsy Aho+ na rahoviana na rahoviana, ary tsy misy mahavonjy an’izay etỳ an-tanako.+ Hanao zavatra aho,+ ka iza no hahatohitra ny tanako?”+